|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misatry fanahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1]
Ohatra  4  nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Singan-teny  5  tsy, misatry fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20